| Entry | 1 teboka aman-paingo |
| Elementary words | 2 teboka, 3 amana, 4 paingo |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 mari-pijanonan-tsoratra:
7 -a) entina manavaka fizarazaram-pehezanteny feno fa tsy tanteraka: Avy hatrany dia nanatona andrainy ilay zaza mpandany; niankohoka teo an-tongony dia nifona taminy 8 -b) mba hampisaraka tapa-pehezanteny izay efa samy misy faingo: Toy izao no fipetrakay: teo varatra, i dada; teo atsimo, i neny... [1.1] |
| Explanations in English |
9 semicolon
[3.1] |
| Explanations in French |
10 point-virgule
[1.5, 1.13] |
| International |
11 ";"
[3.1] |
| Vocabulary | 12 Linguistics |
| Analogs | 13 tebokafamaranana, 14 tebokaroa, 15 tebokatelo |
| Tables and plates |
16 Punctuation marks |
| Updated on 2025/11/02 |
|